Balkana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k a
k fanitsiana
Andalana faha-3:
Ny '''Balkana''' dia manono ny [[firenena]] ao amin'ny tanjona (péninsule) Atsinanan'i Mediteranea. Ny firenenan'ny Balkana dia : [[Grisy]], [[Kroasia]], [[Romania]], [[Albania]], [[Masedoana]], [[Serbia-sy-Montenegro]], Ny [[Bosnia-Herzegovina]] ary ny [[Slovenia]].
 
Ny anarana ''balkana'' dia avy amin'ny [[fiteny torka]] midika « vato malama », ary tamin'ny taonjato faha 19 io teny io no nampiasaina ho an'ny faritaninfaritan'i [[Bolgaria]], ary nampiasaina teo aorian'io fotoana io ho an'ny tanjon' [[Eoropa]] Atsimo Atsinanana. Hatrin'io, niova dika im-betsaka ny teny « balkana ». Tamin'ny Ady lehibe voalohany, nanomboka tamin'ny famonoana ny archiduc [[François-Ferdinand]] tany [[Sarajevo]], any Bosnia, ny faritaninfaritan'ny Balkana dia nolazaina hoe « Vanjan'Eoropa », dikan'izany [[faritany]] be ady ara-poko. Tety aoriana, ny Balkana dia manono ny firenenan'ny [[Yogoslavia]] taloha.
 
[[sokajy:Faritanin' Eoropa]]