Trôpikan'ny Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Orphan page, add template
k fanitsiana
Andalana faha-6:
== Jeografia sy toe-tany ==
 
Ny mirasanda amin'ny trôpikan'ny Adijady eny amin'ny ila-bolantany avaratra dia ny trôpikan'ny Asorontany, ny laharam-pehintaninpehintan'ny trôpikan'ny Asorontany dia 23° 26′ 22″ N.
 
Ny velarana any atsimon'ny trôpikan'ny Adijady dia lazaina hoe velarana tempere, satria ny toe-tany any atsimon'ny trôpikan'ny Adijady dia tsy mafana sady tsy mangatsiaka. Ny tohi-tsikilaonina trôpikaly dia avy amin'ny fiakaran'ny rivotra mafana avy ao amin'ny faritra manodidin'ny Fehibe miakatra makeny amin'ny tendrontany, ny rivotra miainga avy ao amin'ny fehibe dia rivotra "maina" sady mafana, ary maivana izy noho ny hamainany. Ny rivotra lasa tao amin'ny faritry manodidin'ny fehibe dia mampisy ny jotsotsindry. Io josotsindry io dia manintona ny rivotra "mando" avy any amin'ny trôpika (avaratra sy atsimo), ny rivotra avy amin'ny trôpika avaratra sy atsimo dia mifanena eo amin'ny faritra lazaina hoe [[Toerana ifanojoana intertrôpikaly]] na zone de convergence intertropicale.