Québec: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: kn:ಕ್ವಿಬೆಕ್
k fanitsiana
Andalana faha-4:
Ny '''Quebec''' (API : /kebɛk/) dia [[faritany]] miteny frantsay any atsinanan'i [[Kanada]]. Ny renivohiny dia [[Quebec (tanàna)|Quebec]], kanefa [[Montréal]] ny metropole-ny.
 
Voafaritra ny hoalan'i Ungava sy ny detroit-n'ny Hudson ny Quebec any avaratra, voafariry ny hoalan'i Hudson sy ny Ontario any andrefana, ny faritany mizaka-tenan'i Maine, ny New Hampshire, ny Vermont sy New York, ary voafaritran'ny Nouveau Brunswick, ny Terre-Neuve-et-Labrador sy ny golfe ny Saint-Laurent any atsinanana. Mihampita ny faritaninfaritan'ny Quebec ny renirano Saint-Laurent.
 
Ny isam-pinina any Quebec tamin'ny taona 2008 dia nisy 7 750 000, misy gropy ara-kolontsaina sy ara-piteny maro any Quebec, misy nation tompontany raika ambin'ny folo izao miaina any Quebec. Ny teny ofisialiny dia fiten frantsay. Tamin'ny 2006, ny proportion ny olona miteny frantsay any izao dia lasa 79.6 isan-jato. Kanefa 81.8 isan-jaton'ny olona hono miteny fa mampiasa ny fiteny frantsay any an-tranony izy. Talohan'izany manan-tanjona mampidina ny mpiteny frantsay ny ''politique d'assimilation linguistique'' ny ''Acte d'union'' natao tamin'ny 1840.
Andalana faha-20:
Manan-danja ny toerana misy an'i Quebec any atsinanan'ny Amerika avaratra. Amin'ny fivelarany, 1 667 441 {{km2}}, Ny fivelarany dia misy in-telo ny frantsa metropolitaine, in-dimy ny [[Alemaina]] sy ny [[Japana]], na in-efapolo ny [[Soisa]].
 
Maka faribolana ara-pehintany 17 ny Quebec any atsinanana katrany andrefana, ary maka faribolana ara-daharan-jarahasina 22 any avaratra katrany atsimo. Mampiasa fiozao-na ora akiroa ny Quebec, indrindra ny ora atsinanana, ora tsotra na ora naroso, sy ny ora Atlantika, tsotra na naroso (ho an'ny Nosin'i Madelena sy ny faritaninfaritan'ny reserve-n'ny Listuguj), tsy mihetsika ny ora ora sasany any amin'ny faritany hafa.
 
Mizara sisintany amin'ny faritany mizaka tena amerikaninaamerikana efatra ny Quebec, toy ny faritany mizaka-tenan'i [[New York]], ny [[Vermont]], ny [[New Hampshire]] ary ny [[Maine]]. Mizara sisintany amin'ny faritany Kanadianina hafa ihany koa ny Quebec toy ny [[Terre-Neuve-et-Labrador]], ny [[Nouveau-Brunswick]] ny ny [[Ontario]]. Manan-tsisintany amin'ny Quebec koa ny Nunavy ny [[Île-du-Prince-Édouard]] sy ny [[Nouvelle-Écosse]].
 
== Rohy ivelany ==