Thomas Jefferson: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: zh-yue:湯瑪斯傑佛遜
k fanitsiana
Andalana faha-2:
[[Sary:T Jefferson by Charles Willson Peale 1791 2.jpg|180px|right|thumb|[[Sary:ThomasJeffersonSignature.png]]<br /> I Thomas Jefferson sy ny soniany
]]
Manao pôtilita sy filôzôfy amerikaninaamerikana, i [[Thomas Jefferson]] niteraka tamin'ny [[18 Aprily]] [[1743]] tany [[Shadwell]] ary maty tany [[Monticello]] tamin'ny [[1826]]. Izy no [[filoha]] faha telo ny [[Etazonia]], nihiditra filoha tamin'ny [[1801]] izy, dia tapitra tamin'ny [[1809]] ny mandat-ny. [[Filôzôfy]], mpamorina sy mpanao trano i Thomas Jefferson ary tsy nasitriny ny fitiavany [[frantsa]]y.
Nanana [[voly]] be mihintsy izy any [[Virginia]], ary nanana [[andevo]] betsaka izy. Kanefa izy nitolona hoan'ny fanohanana ny [[Déclaration des Droits de l'homme]] anatin'ny firenenany. Nanangeza ny fivelaran'i [[Etazonia]] i Thomas Jefferson tamin'ny nividy ny [[Louisiana]].