Guangxi: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanitsiana
Andalana faha-20:
}}
 
Ny '''Guangxi''' (广西 / 廣西, Guǎngxī, tsipelina : Kouang-Si) dia faritany mizaka-tenan'ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]]. Ny anarany ofisialy dia Zhuang-n'i Guangxi, fa ampatelon'ny isam-ponina any Guangxi fotsiny ny isan'ny olona manan-drazana [[Zhuang]]. Any atsimon'i Sina no misy ny faritaninfaritan'i Guangxi, ary mizara sisintany amin'i [[Viet Nam]] ilay faritany. Tsy mivoatra tahaka ny faritaninfaritan'i [[Guangdong]] ny faritaninfaritan'i Guangxi amin'ny lafin'ny fivoarana ara-toe-karena.
 
== Jeografia ==
 
Any atsimon'i Sina no misy ny faritaninfaritan'i Guangxi. Mizara sisintany amin'ny faritaninfaritan'i [[Yunnan]] izy any andrefana, amin'i [[Guizhou]] any avaratra, amin'i [[Guangdong]] any atsimo atsinanana ary amin'i [[Viet Nam]] any atsimo andrefana.
 
=== Tanàna any amin'ny faritaninfaritan'i Guangxi <ref>loharano (source) : [http://gazetteer.de/wg.php?men=home&lng=fr&dat=32&geo=-66800&srt=npan&col=aohdq&geo=0 World Gazetteer]</ref> ===
 
{| class="wikitable"