Montgomery, Alabama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ArthurBot (dinika | fandraisan'anjara)
k a
Andalana faha-1:
Ny [[Montgomery]] dia [[renivohitra]] ny [[firenena]] ny [[Alabama]], any [[Etazonia]], izy no tanàna faha roa ngeza indrindra ao Alabama, (201 498 mponina). Izy no renivohitra ny ''County of Montgomery''.
 
Fantatsika ny tanàna ny Montgomery tamin'ny zavatra nataony tamin'ny [[Ady ho an'ny fisaràna Amerikana]] ([[1861]]-[[1865]]) sy ny fihetsehany tamin'ny taona 1950-1960, ho an'ny fiadina mba tsy hisy fanavakavaham-bolon-koditra, otran'ny [[Boycott]] ny tetitsipika ny Bus ny tanàna