1997: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ArthurBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: xal:1997 җил
k a
Andalana faha-5:
 
* 2-[[13 Novambra]] : Fivoriana momban'ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
* [[1 Desambra]] : Fivorian'ny [[Firenena Mikambana]] momban'ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō : [[firenena]] 160 no nanapahan-kevitra momban'ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
* [[13 Desambra]] : nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
* 3-[[4 Desambra]] : Fivorian' Ottawa. Dina momban'ny raran'ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny [[vanja]] antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hisonia io dina hiasa amin'ny [[1 Martsa]] [[1999]] io. Firenena 50 no tsy hisonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.
* Manome fanakorontanana ara-toetrandro ny El Niño manerana ny tany.