Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: af, als, ang, ar, arz, az, bar, bat-smg, be, be-x-old, bg, bn, bs, ca, ckb, cs, csb, cy, da, de, el, eo, es, et, eu, fa, fi, gl, glk, he, hr, hu, hy, ia, id, is, it, ja, ka, kl, km, ko, ksh, lb, li, lmo, lt, lv, mk, ml, mn, ms, nds, n
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: bat-smg:Pagelba:Kas nier Vikipedėjė; changement de type cosmétique
Andalana faha-11:
Ny mahasamihafan'i Wikipedia amin'ny firaketana taratasy dia tsy ferana ny halava ny lahatsoratra soratana. Tsy maninona mihintsy raha hoe 100 pejy ny halava ny lahatsoratra soratanao, izay zato pejy izay dia efa mahavita boky izay. Afohizina izao izay lahatsoratra izay raha manoratra amin'ny firaketana taratasy ianao. Izay ny anton'ny firaketana anglisy '''Encyclopaedia Britannica'' tsy dia manome ''information'' betsaka, satria ferana ny halava ny takelaka.
 
Kely dia kely ny toerana alain'ny soratra. Raha misy litera 7 isaky ny teny, raha 250 000 {{AR}} ny 1 000 Go<ref> {{fr}} http://www.choixpc.com/disquedu.htm</ref>, mahazaka teny 142 lavitrisa ny disika iray, 3.5 Mo ny lanja ny wikipedia malagasy eo amin'ny rindrankajy, 0,88 {{AR}} (4,76 F) monja ny vola lany amin'ny wikipedia malagasy amin'ny lafin'ny disika. Araka ny tenenin'i Jimmy Wales : ''Tsy lafo ny toerana''.
 
=== Ny wikipedia dia tsy Rakibolana (diksionera) ===
 
Tsy [[rakibolana]] ny [[Wikipedia]] ; raha tsy [[rakipahalalana|ensiklopediensiklopedika]]ka ny ''voambolana'' iray, dia tsy tokony hanaovana [[lahatsoratra]] ato ; ary raha misy ''voambolana'' maro no miresaka momba ny fotokevitra ensiklopedika iray, dia lahatsoratra iray ihany no tokony hisy ato, fa ny lohateny hafa kosa dia tokony ho tandindon'ny pejy iray fotsiny ihany, amin'ny alàlan'ny ''redirections''.
 
Ny fampidirana ao amin'ny lahatsoratra iray dia tokony hamariparitra ny ambangovangon'ilay lahatsoratra sy ny tantarany fa tsy ho fandrasàna teny sy etimôlôjia ary ny fampiasana ny ilay lohateny. Ny pejin'ny ''teny mitovy feo'' dia tokony hampiasaina hampisehoana ireo lahatsoratra manana lohateny mety hitovitovy fanononana na tsipelina nefa manana dikany samihafa. Ohatra, ny lahatsoratra [[Madagasikara]] firenena, [[Madagasikara (zavamaniry)]], ary [[Madagascar (sarimihetsika)]] dia tokony hanana pejy ahitana ny mitovitovy fanononana na fanoratana aminy, mba hahafahan'ny mpamaky mahita moramora kokoa ny lahatsoratra tadiaviny.
Andalana faha-31:
=== Ny wikipedia dia tsy fanaovana dokam-barotra na propagandy ===
=== Ny wikipedia dia tsy toerana fitehirizana na fanangonana sary na media ===
=== Ny wikipedia dia tsy manavaka ny fampahalalàna (informations) voaangona ===
=== Ny wikipedia tsy voafondro ===
 
Andalana faha-41:
{{ref}}
 
[[sokajySokajy:fitsipikaFitsipika]]
[[CategorySokajy:Wikipedia]]
 
[[af:Wikipedia:Wat Wikipedia nie is nie]]
Andalana faha-51:
[[az:Vikipediya:Vikipediya nə deyil]]
[[bar:Wikipedia:Wos Wikipedia ned is]]
[[bat-smg:Pagelba:Kas nėranier VikipedijaVikipedėjė]]
[[be:Вікіпедыя:Чым не з'яўляецца Вікіпедыя]]
[[be-x-old:Вікіпэдыя:Чым не зьяўляецца Вікіпэдыя]]