Ranomasina Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k +
Andalana faha-6:
Betsaka ny [[sambo]] mande eo amin'ny ranomasina avaratra, ary misy mpaka [[solitany]] sy manjono eo, fa lotoin'ny olona mpaka solitany ilay ranomasina, ary be loatra koa ny trondro alaina amin'io ranomasina io.
 
Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka nan'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka nan'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny [[Anglisy]] sy ny [[Norvezianin]]a eo amin'ilay ranomasina avaratra.
 
== Jeografia ==