Fiteny gbe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Lien AdQ pour en:Gbe languages
k dika
Andalana faha-3:
[[Sary:Gbe languages.png|300px|right|thumb|ny fiteny Gbe]]
 
Ny '''teny Gbe''' (API : [ɡ͡bè] dia gropy teny Kwa any antsinanan'i [[Ghana]] sy any andrefan'i [[Nizeria]].
 
Misy fiteny 20 eo ny isa ny fiteny mifototra amin'ny fiteny Gbe. Misy valo tapitrisa eo no isa ny olona miteny fiteny avy amin'ny teny Gbe. Ny [[fiteny eve]] no tena be mpiteny indrindra (3 tapitrisa ny olona miteny azy any [[Ghana]] sy any [[Tog]]o), manaraka avy eo ny [[fiteny Fon]] (1,7 tapitrisa no miteny azy any [[Benin]]).