Telefaonina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: ckb:تەلەفۆن
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
Misy vidiny daholo ireo antso an-tariby rehetra ireo afatsy ny antso hamonjena izay manana laharana manokana ary matetika fohy. Ka noho izay vidy izay dia tsena lehibe amin'ny fifandraisan-davitra ny telefaonina.
 
== Fiasa ==
[[Sary:Telephoneschematic.gif|Sarisary manazava ny telefaonina tariby|330px|right|thumb]]
Ny telefaonina farany izay tsotra dia mampita ny feo amin'ny alalan'ny fiovaovan'ny zitina/rio izay mikoriana anaty tariby [[varahina]] roa aolanolana.
 
Ny telefaonina izay ampiasaina amin'ny fiainana mandavanandro izay mampiasa tariby dia manana klavie hanatsofohana ny laharana, mikrô izay mamadika ny feo ho rio/zitina ary ny famoaham-peo izay mamadika ny fiovaovan'ny zitina/rio ho feo. Ny feo izay navadika ho rio na zitina dia ampitaina amin'ny alalan'ny tariby roa miolanolana izay tsy [[fifanosonana arak'anjanandrianaratra]]. Ny [[zitina]] ananan'ny tariby dia zitina miiba raha ampitahaina amin'ny tany, mba hamehy ny fikikisana (corrosion galvanique).
 
{{vangovango}}