Telefaonina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Mba hahafahana mampiasa ilay telefaonina dia ilaina ny fotodrafitr'asa izay antsoina hoe "[[tambajotra telefaonika]]" izay mety tariby na antenina. Io fotodrafitr'asa io dia hofaina amin'ny alalan'ny famandrihana (abonnement) amin'ny orinasa fifandraisan-davitra.
 
Mba hahafahana mampisongadina ny olona antsoina amin'ny olona rehetra izay manana telefaonina ao amin'ny tambajotra isianamanontolo, dia nomena laharana antso an-tariby avy(karazana adiresy) ireo telefaonina ireo. Ka rehefa tia hiantso telefaonina an'ny olona iray dia atsofoka iny laharana iny eo amin'ilay telefaonina, ary rehefa tafatsofoka ilay laharana dia maneno ny telefaonin'ilay olona antsoina, ary rehefa raisiny ilay telefaonina dia manomboka ilay fifandraisana.
 
Misy vidiny daholo ireo antso an-tariby rehetra ireo afatsy ny antso hamonjena izay manana laharana manokana ary matetika fohy. Ka noho izay vidy izay dia tsena lehibe amin'ny fifandraisan-davitra ny telefaonina.