Segondra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Orphan page, add template
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''segondra''' (eva [[SI]] fihifia : '''s'''), afohezina sec. na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain'ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refetina izy amin'ny famataranandro.
 
Ny segondra dia singam-potoanan'ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 ora (satria 1/24×60×60). Fa tamin'ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana astrônômika dia milaza fa mihalava ny salan'ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin'ny singam-potaona intsony ny fihodinan'ny tany. Amin'ny famataranandro atômika, azo atao no mamaritra ny segondra amin'ny alalan'ny fototoetran'ny natiora.