Queensland: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
'''Queensland''' dia faritany mizaka-tena faharoa lehibe indrindra ao [[Aostralia]], ary fahatelo amin'ny isam-ponina. Ao avaratra atsinanan'i Aostralia no misy azy, ary ny faritany manodidina azy dia ny [[Faritany Avaratra]] any andrefany, ny faritanin'i [[Valesa Atsimo Vaovao]] any atsimony, ny [[Aostralia Atsino]] any atsimo andrefany. Ny renivohitr'i Queensland dia [[Brisbane]].
 
== Fiavian'ilay anarana ==
Ny anaran’ilay faritany mizaka-tena dia avy amin’ny mpanjakavavy Victoria izay nanasonia ny fanambarana manasaraka ny Queensland ary ny Valesa Atsimo Vaovao tamin’ny 6 jiona 1859. Tamin’izany fotoana izany, tam-pon’ny anglisy i Victoria tamin’izany fotoana ary «Queensland» no anarana nomeny an’ilay faritany voa noforonina. Mitondra ny anaran’ilay mpanjakavavy ihany koa ilay faritanin’i Victoria.
 
== Jeografia ==
{{...}}
 
== Toe-tany ==
<center>
{| class="wikitable"
!Tanàna
!Mari-pana Min. <sup>o</sup>C
!Mari-pana Max. <sup>o</sup>C
!Andro misy masoandro
!Latsak'orana
|-
|[[Brisbane]]
|align=center | 14 || align=center | 26|| align=center | 123 || align=center | {{formatnum:1061}}
|-
|[[Mackay (Queensland)|Mackay]]
|align=center | 18 || align=center | 27|| align=center | 113 || align=center | {{formatnum:1667}}
|-
|[[Cairns]]
|align=center | 20 || align=center | 29|| align=center | 86 || align=center | {{formatnum:2223}}
|-
|[[Townsville]]
|align=center | 18 || align=center | 29|| align=center | n/a || align=center | {{formatnum:1144}}
|}
</center>
 
Ny mari-pana avo indrindra tratra dia 49,5°C any Birdsville ny 24 Desambra 1972, ary ny mari-pana ambany indrindra dia -11°C izay tratra tany Stanthorpe ny 4 Jolay 1895.
 
{{faritanin'i Aostralia}}