Queensland: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Tigris-Australia location Queensland.svg|200px|right|thumb|Ny faritanin'i Queensland (mena) ao Aostralia]]
 
'''Queensland''' dia faritany mizaka-tena faharoa lehibe indrindra ao [[Aostralia]], ary fahatelo amin'ny isam-ponina. Ao avaratra atsinanan'i Aostralia no misy azy, ary ny faritany manodidina azy dia ny [[Faritany Avaratra]] any andrefany, ny faritanin'i [[Valesa Atsimo Vaovao]] any atsimony, ny [[Aostralia Atsino]] any atsimo andrefany. Ny renivohitr'i Queensland dia i [[Brisbane]].
 
{{faritanin'i Aostralia}}