Olik'aratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k typo
k tipografia
Andalana faha-21:
* mpaka (pirizin'aratra na loharanon'aratra hafa), mamadika ny hery ho aratra
* « étage» fanovana, afahana manakaiky ny herinaratra eo amin'ny ilaina (oh. :220 V→12 V), ny famadihana ny aratra dia matetika ataon'ny mpanova aratra.
* « étage fipasohana » ny arata, mba hitovy foana ny herinaratra (tsy misy parazita, anaty aratra mitohy). Io fipasohana io dia atao amin'ny alàlan'ny kadobo iray na maro.
* « étage» famarinana ny herinaratra, mba afahana manana herinaratra famelonana mitovy na inona na inona ny tanjaka hanin'ny olik'aratra.