Olik'aratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
f.
 
k typo
Andalana faha-8:
== Fanamboarana ==
 
Ny olik'aratra dia ohatry ny hita fa sarotra foana. Kanefa, vita joro mizaka-tena fotsiny izy, lazaina hoe olik'aratra elektirônika, izy ireo ihany dia manana joro (tsindrindray lazaina hoe "« étages"). Amin'ny farany, tonga any amin'ny joro fototra isika, ary izy ireo dia brika ilay olik'aratra. Ireo foto-joro ireo dia manana joro manokana : ny fela elektirônika . Ity ny lisitra ny joro hita amin'ny elektirônika :
 
* ny [[famelomana]]
Andalana faha-20:
Ny tanjon'ny famelonana dia manome ny aratra ilaina mba iasan'ny olik'aratra. Izy izany dia misy :
* mpaka (pirizin'aratra na loharanon'aratra hafa), mamadika ny hery ho aratra
* "« étage"» fanovana, afahana manakaiky ny herinaratra eo amin'ny ilaina (oh. :220 V→12 V), ny famadihana ny aratra dia matetika ataon'ny mpanova aratra.
* "« étage fipasohana"» ny arata, mba hitovy foana ny herinaratra (tsy misy parazita, anaty aratra mitohy). Io fipasohana io dia atao amin'ny alàlan'ny kadobo iray na maro.
* "« étage"» famarinana ny herinaratra, mba afahana manana herinaratra famelonana mitovy na inona na inona ny tanjaka hanin'ny olik'aratra.
 
{{vangovango}}