Fiteny arabo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{infobox fiteny
{{Infobox Language
|anaranafiteny=fiteny arabo
العربية
|isamisan'pitenyny mpiteny=330240 tapitrisa
|nomnativa=العربية [al ʿarabīya]
|faritany=[[Tontolo arabo]] ([[Afrika avaratraAvaratra]], [[Azia andrefanaAndrefana]])
|fianakaviana=[[teny semitika]]
|sata= '''Teny ofisialy''':
{{Arabia Saodita}}, {{Aljeria}}, {{Baharainy}}, {{Ejipta}}, {{Jordania}}, {{Koweit}}, {{Lebanona}},{{Libia}}, {{Maroka}}, {{Oman}}, {{Palestina}}, {{Siria}}, {{Tonizia}}, {{Yemen}}
'''Fikambanana iraisam-pirenena'''
{{Liga Arabo}}, {{Firenena Mikambana}}
|firenena=[[firenena arabo]]
|faritany=[[Afrika avaratra]], [[Azia andrefana]]
|isam'piteny=330 tapitrisa
|filaharana=
|tipôlôjia=[[VSO]]
|lokon'ilay fianakavina=
|lokon'ilay fanambany=
|teny ofisialy=
|akademia=
|iso1=
|iso2=
|iso3={{Doc ISO3|ara|arabe}}

{{Doc ISO3|arb|Literaly}}

{{Doc ISO3|acm|Mezopotamianina}}

{{Doc ISO3|ayp|Mezopotamianina avaratra}}

{{Doc ISO3|apc|Levantina avaratra}}

{{Doc ISO3|ajp|Levantina atsimo}}

{{Doc ISO3|arq|[[arabo aljeriana|aljeriana]]}}

{{Doc ISO3|afb|[[arabon'ny golfa]]}}

{{Doc ISO3|arz|[[arabo ejiptianina|ejiptianina]]}}

{{Doc ISO3|avl|bedawi ejiptianina}}

{{Doc ISO3|acy|Kiprioty}}

{{Doc ISO3|aao|saharianin' Aljeria}}

{{Doc ISO3|abh|Tajik}}

{{Doc ISO3|abv|Baharna}}

{{Doc ISO3|acq|Ta’izzi-adeni}}

{{Doc ISO3|acw|Hijazi}}

{{Doc ISO3|acx|Omaney}}

{{Doc ISO3|adf|Dhofari}}

{{Doc ISO3|aeb|[[arabo tonizianina]]}}

{{Doc ISO3|aec|Sa‘idi}}

{{Doc ISO3|apd|[[Sodaney]]}}

{{Doc ISO3|ars|[[Najdi]]}}

{{Doc ISO3|auz|[[Ouzbek]]}}

{{Doc ISO3|ayh|Hadrami}}

{{Doc ISO3|ayl|[[arabo libianina]]}}

{{Doc ISO3|ayn|Sanaani}}

{{Doc ISO3|bbz|Créole babalia}}

{{Doc ISO3|mey|Hassaniyya}}

{{Doc ISO3|pga|Créole sodaney}}

{{Doc ISO3|shu|Tsadianina}}

{{Doc ISO3|ssh|Shihhi}}
|sil=AR
|karazany=
|fivelarany=
|santiôna=
المادة1

يولد جميع الناس أحرارًا متساوين في الكرامة والحقوق. وقد وهبوا عقلاً وضميرًا وعليهم أن يعامل بعضهم بعضًا بروح الإخاء

Ny [[fiteny arabo]] dia fiteny semitika izay tenenina ao avaratr'i [[Afrika]] ary any [[Azia Andrefana]]. Io fiteny io dia anisan'ny fiteny ofisialin'ny [[Firenena Mikambana]] ary ny fiteny ofisialy tokan'ny [[Liga Arabo]]. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin'ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo ofisialy, da eo amin'ny 240 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpiteny arabo.

Ny fiparitahan'ny teny arabo ankehitriny dia avy amin'ny hery ara-tafiky ny mozilmana izay tonga nanaparitaka ny isilamo ary ny finiavan'ny kalifa (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino manaparitaka ny finoana isilamika eran'ny tany. Ny boky masin'ny isilamo dia ny Qur'an (koràna) izay nosoratana tamin'ny teny arabo no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon'ny mponina mozilmana eran'ny tany.

Noho ny fiparitahan'ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra ary ny fiteny tenenina. Ao amin'ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny arabo klasika (arabo talohan'ny koràna, arabon'ny koràna ary arabo taorian'ny koràna), ary ny arabo ankehitriny. Ny atao hoe arabo tenenina na arabo an-toerana dia ny fitenim-paritra rehetra.
Ny '''fiteny arabo''' (العربية ''al-ʿarabīyah'') dia fiteny voasintona avy amin'ny teny semitika hoatry ny [[fiteny ebreo]].
Misy olona 530 tapitrisa any ho any ny isan'ny olona miteny arabo eto an-tany. Betsaka ny tenim-paritra voasintona avy amin'ny teny arabo, ny olona miteny arabo tenim-paritra dia mety tsy mifankahazo amin'ny olona miteny arabo literaly. Ny arabo literaly dia teny ianarana any am-pianarana, any amin'ny oniversite, ary ampiasaina any amin'ny toerana iasàna, ampiasain'ny governemanta sy ny media.

== Jereo koa ==