Ra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
LaaknorBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: so:Dhiig
+
Andalana faha-11:
Ny fo ny mampihetsika ny ra ao amin'ny lalan-dra. Mande any amin'ny avokavoka izy rehefa maka diôkzizenina sy mamoaka ny diôksida karbona, mizotra amina lalan-dra kely ("capillaire") maneraky ny vatana izy. Avelany amin'ny tissu ny diôksizenina dia alainy aminy ny diôksida karbona amin'ny lalan-dra kely. Mihamaizina ny loko mena ny ra rehefa tsy vitsy ny diôksienina misy ao aminy.
 
Manala ny pozinapoizina sy ny loto ny ra ary ny aty sy ny valaha ny hamoaka azy ety ivelany.
 
== Any amin'ny biby manan-taolan-damosina ==
 
Ny lokon'ny ra dia mena. Lasa mena mazavazava kokoa izy raha avy any amin'ny [[havokavoka]]. Mena ny lokony rehefa anaty [[fanela]], lasa mena maizimaizina kokoa izy rehefa very ny diôkzizenina nentiny ho an'ny sela. Rehefa jerena amin'ny hoditr'olona fotsy ity, dia hita manga ny ra kanefa izy mena foana, na dia anaty mpamerin-dra aza. Ny [[hoditra]] no mahatonga io, satria izy tsy mamela afatsy ny loko manga.
 
manodina ny ra manerana ny vatana ny fo. Mandalo amin'ny havokavoka izy mba haka ny diôkzizenina ilain'ny sela sy mamoaka ny diôksida karbônina, aveo izy mizara ny diôkzizenina manerana ny vatana. Omeny an'ny sela ny ôkzizenina ary alainy ny [[diôksida karbonina]] sy ny loto avoakan'ny sela. Rehefa tsy manana oksizenina intsony izy, tsy mangirana tahaka ny izy manana [[ôksizenina]] intsony izy.
 
== Tsiahy ==