Rabiby: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
k Niala ny fanovàna 520548 nataon'i 41.207.42.2 (resaho)
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
k Niala ny fanovàna 520547 nataon'i 41.207.42.2 (resaho)
Andalana faha-1:
Hatramin'ny taonjato faha-16maro aoriantalohan' i J.K, dia maro ireo zanaktaranak'Andrianaandriana arabo-jiosy no nifindra monina niala avy any aminan'ny faritry Arabia persikaIsraely, ka nidina nanaraka ny moronsisin'Afrika Atsinanana ary nizaranizarazara namorona fanjakan'andriana tamin'izany [[faritra]] izany. diaTaranak'ireny taoandriana Zanzibar,Komoro,jiosy morontsirakamadio avaratry Madagasikara aryireny ny morontsirakaMpanjaka antsinanan'nyRabiby Madagasikara.(anarana Isan'irenyjiosy zanak'Andriana ireny i Habib izaytanteraka), niaina tamin'ny voalohan'ny taonjato faha-16 taorian' i J.K. Fianakavian'i Rabiby avokoa ireo mpanjaka misy rà jiosy taty Afrika Atsinanana. Ny Mpanjaka Rabiby dia taranaky ny Mpanjaka Andriantomara, ny Mpanjaka Andriatomaramanana, ny Mpanjaka Andriantomarafey, andriana jiosy niditra tany amin' ny [[faritra]] atsinanan' i Madagasikara, efa taloha be an' i J.K (jereo ny bokin' ny Pastora Ramilison Emmanuel).
 
Ny razan'andriana merina sasany tany Anjozorobe talohan-dRabiby aza dia mbola nahitana io teny hoe " Ony " (teny hebreo) io tamin'ny anarany, toa an'i Andriamoraony raha toa ka ny andriana ihany no mahazo mitondra io teny hoe " ony" io amin'ny foko betsileo (ny andriana betsileo aza dia mitazona fa izy ireo dia taranak'i Ramakararo. Io teny " ony" io ary no mampiseho fa efa nisy fianakavian'ireo andriana jiosy nanjaka tao Anjozorobe alohan'ny nahatongavan-dRabiby.
Raha vao tonga tao avaratra antsinanan'i Madagasikara i Habib dia tsy mba nionona tany amorontsiraka izy fa niakatra avy hatrany taty anivon'ny riaka narahin'ireo fianakaviany sy ny vahoakany ary ny angaralahiny andevo novidiana tany afrika. Fotsy fihodirana i Habib, toy ireo mpanjaka tao Comores sy Zanzibar tamin'io taonjato io sy toa an'Andriandahifotsy izay razamben'ny andriana sakalava sy ireo taranak'andriana betsileo (jereo bokin'i Rainihifina momba an'i Betsileo).
 
Taranak'ireny andriana jiosy madio ireny i Rabiby izay tsy nionona tany amorontsirak'i Madagasikara fa niakatra taty anivon'ny riaka narahin'ireo fianakaviany sy ny vahoakany ary ny angaralahiny (andevo novidiana tany afrika)tamin'ny voalohan'ny taonjato faha-16. Fotsy fihodirana i Habib toy ireo mpanjaka tao Comores sy Zanzibar izay fianakaviany.
Rehefa niditra avy ao avaratra antsinanan'i Madagasikara i Habib dia tafiditra tao Anjozorobe (izay ao avaratry Imerina ankehitrio. Nanoa azy mora foana ny mpanjaka tao izay nanome ka lasa mpanjaka i Habib ary nalainy vady ny zanaka vavin'ny mpanjaka tao Anjozorobe. Ramaintsoakanjo no anaran'io vadiny io izay taranaky ny Mpanjaka Andriantomara, ny Mpanjaka Andriatomaramanana, ny Mpanjaka Andriantomarafey, andriana jiosy niditra tany amin' ny [[faritra]] atsinanan' i Madagasikara, efa taloha be an' i J.K (jereo ny bokin' ny Pastora Ramilison Emmanuel).
 
RahaTsy vaomba tonganijanona tao avaratratany antsinananamorontsirak'i Madagasikara ianefa Habibny diarazamben'ny tsyMpanjaka mba nionona tany amorontsiraka izyRabiby, fa niakatra avy hatrany taty anivon'ny riaka narahin'ireo fianakaviany sy ny vahoakany ary ny angaralahiny andevo(olomainty novidiananovidiany tany afrika antsinanana). Fotsy fihodirana i HabibRabiby, toy ireo mpanjaka tao Comores sy Zanzibar tamin'io taonjato io sy, toa an'Andriandahifotsy izay razamben'ny andriana sakalava sy ireo taranak'andriana betsileo (jereo bokin'i Rainihifina momba an'i Betsileo).
 
Nohon'ny fanovaovana teo amin'ny fiteny dia nogasiana ho " Rabiby" ny anarana hoe "Habib", ka lasa very anarana tamin'io Rabiby io izy. Tao Ambohitsitakatra Anjozorobe no nofidian'ny Mpanjaka Rabiby hono renivohitry ny fanjakany arynitoetra. Fonohasina ( Fenohasinafenohasina hoy ny sasany) no anaran'ny lapany tao Ambohitsitakatra. Tsy nijanona ela teo Ambohitsitakatra anefa izyi Rabiby , noho i Anjozorobe toerana be tendrombohitra sy be jirika, fa nizotra nianatsimo ka tonga teo Ankotrokotroka izay vohitr'Andriampirokana, mpanjaka vazimba nalaza tamin’ny filalaovana varatra sy ny vahoakany. Tsy avy hatrany dia nananika ny vohitr'Ankotrokotroka anefa i Rabiby sy ny mpiaradia aminy, fa mbola nitoby teo ambany Avaratra Atsinanana amin'ny tehezan'Ankotrokotroka, ary nanao joro teo, koa nalevony teo ny lefompohy volamena miisa valo voasikotra teny semitika masina sy vato mazava, ka nirariany fa hiely amin'ny lafivalontany ny fanjakany sy hahitsy ela fanjaka. Rehefa izany dia nohanian-dRabiby sy ny mpiaradia aminy ny vohitr'Ankotrokotroka ka resiny sy nataony teo ireo vazimba nonina teo. Ambohidrabiby moa dia vohitra avo izay voahodidina lonaka maro.
 
Mpanandro tsy nanampaharoa ny mpanjaka Rabiby ka voatazon’ny ohabolana hoe « aza milaza mahita volana alohan’i Rabiby ». Novain-dRabiby ho teny semitika ny anaram-bolana 12 sy ny anaran'andro 7 taty anivon'ny riaka raha tamin'ny teny vazimba sy maley izany. Ka ny ALAHAMADY no nataony volana voalohany. Ramaitsoakanjo no vadiny izay niterahany an-dRamaintsoanala mianadahy avy.
 
Tsy nijanona ela teo Ambohitsitakatra anefa i Rabiby , noho i Anjozorobe toerana be tendrombohitra sy be jirika, fa nizotra nianatsimo ka tonga teo Ankotrokotroka izay vohitr'Andriampirokana, mpanjaka vazimba nalaza tamin’ny filalaovana varatra sy ny vahoakany. Tsy avy hatrany dia nananika ny vohitr'Ankotrokotroka anefa i Rabiby sy ny mpiaradia aminy, fa mbola nitoby teo ambany Avaratra Atsinanana amin'ny tehezan'Ankotrokotroka, ary nanao joro teo, koa nalevony teo ny lefompohy volamena miisa valo voasikotra teny semitika masina sy vato mazava, ka nirariany fa hiely amin'ny lafivalontany ny fanjakany sy hahitsy ela fanjaka.
 
 
Tato aoriana dia natsoin-dRalambo ho " fonohasina" io toerana nanaovan'ny Mpanjaka Rabiby joro io. Rehefa izany dia nohanian-dRabiby sy ny mpiaradia aminy ny vohitr'Ankotrokotroka ka resiny sy nataony teo ireo vazimba nonina teo. Ambohidrabiby moa dia vohitra avo izay voahodidina lonaka maro.
 
Nohon'ny fanovaovana teo amin'ny fiteny dia nogasiana ho " Rabiby" ny anarana hoe "Habib", ka lasa very anarana tamin'io Rabiby io izy. Tao Ambohitsitakatra Anjozorobe no nofidian'ny Mpanjaka Rabiby ho renivohitry ny fanjakany ary Fonohasina ( Fenohasina hoy ny sasany) no anaran'ny lapany tao Ambohitsitakatra. Tsy nijanona ela teo Ambohitsitakatra anefa izy , noho i Anjozorobe toerana be tendrombohitra sy be jirika, fa nizotra nianatsimo ka tonga teo Ankotrokotroka izay vohitr'Andriampirokana, mpanjaka vazimba nalaza tamin’ny filalaovana varatra sy ny vahoakany. Tsy avy hatrany dia nananika ny vohitr'Ankotrokotroka anefa i Rabiby sy ny mpiaradia aminy, fa mbola nitoby teo ambany Avaratra Atsinanana amin'ny tehezan'Ankotrokotroka, ary nanao joro teo, koa nalevony teo ny lefompohy volamena miisa valo voasikotra teny semitika masina sy vato mazava, ka nirariany fa hiely amin'ny lafivalontany ny fanjakany sy hahitsy ela fanjaka. Rehefa izany dia nohanian-dRabiby sy ny mpiaradia aminy ny vohitr'Ankotrokotroka ka resiny sy nataony teo ireo vazimba nonina teo. Ambohidrabiby moa dia vohitra avo izay voahodidina lonaka maro.
 
Manam-pahalalàna, nahay nandinika ny lanitra sy ny tany, nahay nandinika ny zava-boary, tsy nanampaharoa ny mpanjaka Rabiby, ka voatazon’ny ohabolana hoe « Aza milaza mahita volana alohan’i Rabiby ». Novain-dRabiby ho teny arabo ny anaram-bolana 12 sy ny anaran'andro 7 taty anivon'ny riaka raha tamin'ny teny vazimba sy maley izany. Fanisana volana, izay vokatry ny fandalovan' ireo jiosy razambeny tany Babylona. Ka ny Alahamady no nataony volana voalohany.
Ligne 11 ⟶ 21 :
Ramaitsoakanjo no vadiny izay niterahany an-dRamaintsoanala mianadahy avy. Marihina fa amin'ny maha-mpahay nandinika ny lanitra ny sy tany azy dia saika nibahana teo amin'ny fijerin'i Rabiby ny tontolony ny fipetraky ny volana sy ny kintana, ka amin'izany angamba no nakandRabiby ny anaram-piandrianan'ireo zanany vavy roa (rehefa nanambady izy ireo) satria samy ahitana ny teny hoe " vola" dia Rabefaravolamanjaka sy Randapavola. Rehefa fenomenana ny volana dia lasa boribory toy ny vola ary manjelatra toy ny volamena.
 
Marihina fa ny " volana " dia saika nanandanja tamin'ireo andriana arabo-jiosy nanjaka taty Madagasikara. Porofon'izany, zafimbolamena sy zafimbolafotsy no hiantsoana ireo fianakavian'andriana sakalava sy antakarana, zafindravola, andrevola no anaran'ireo fianakavian'andriana bara maroseranana sy masikoro; ary fenovola no anaran'i lapan'andriana antemoro ao vohipeno. Ny fenovola sy fenohasina moa dia iray ihany satria rehefa feno ny volana dia feno ny hasina ka andro fanaovan-javatra sy firavoravoana izany. Izany dia mampiseho indray fa manam-pahalalàna ny Mpanjaka Rabiby, ary fianakavian'ireo jiosy nanjaka taty Madagasikara izy.
 
Tamin’ny Mpanjaka Rabiby dia fanjakana vazimba sy jiosy maley mitsitokotoko maro ny taty anivon’ny riaka. Raikitahotra an-dRabiby avokoa ireo mpanjaka jiosy maley sy vazimba nanodidina azy, ka hany hery ho an'Andriamanelo, mpanjaka jiosy maley teo Alasora tamin’ny taona 1540-1575,nanao hevipetsy haka ho vady an'i Rabefaravolamanjaka vavimatoan-dRabiby. Randapavola zanany vavy aivo anefa no nomend-Rabiby ho vadin-Andriamanelo fa Rabefaravolamanjaka kosa nampanambadiany an'Andrianamboninolona. Nisy fanambadiana roa sosona arak'izany teo Ambohidrabiby tamin'ny andron-dRabiby.
 
Nisy fotoana narary mafy i Rabiby, ka ny zanak'i Rabefaravolamanjaka tamin'Andrianamboninolona no tena nikarakara azy, mihoatra noho ireo zanany naterany. Noraisin-dRabiby ho toy ny zanany mihintsy ny tera-dRabefaravolamanjaka, ka rehefa tratra antitra i Rabiby dia ireo taranak'i Rabefaravolamanjaka, atao hoe Andriandoriamanjaka, ireo no nokasainy hampanjakainy. Tsy nanaiky anefa ireo zanak'i Rabefaravolamanjaka ireo koa ny zanak'i Randapavola, atao hoe Ralambo, no nampanjakainy. Mahagaga anefa fa dia anaram-biby koa no nisaloran'ity zafiny nandimby an-dRabiby ity ary tsisy mpanjaka hafa taty Imerina nisalotra ny anarana biby afa-tsy Rabiby, Ralambo ary Ny Ombalahibemaso.
 
Ny zafin'ny Mpanjaka Rabiby moa no nokasainy hampanjakaina, ka dia nataony hoe " Manjakazafy" ny anaran'ny lapany teo Ambohidrabiby ary dia i Ralambo zafikeliny no nanjaka nandimby azy teo. Rehefa niamboho i Rabiby dia nafenina teo andrefan'ny lapany " Manjakazafy" ao antampon'Ambohidrabiby. Hatrizay mandrak'ankehitriny, amin'ireo mponina sy foko maro eo Ambohidrabiby, dia ny Andriandoriamanjaka sy ny terak'i Rasendrasoa tamin'Andrianampoinimerina no taranak'i Rabiby.