Rabiby: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Kolega2357 (dinika | fandraisan'anjara)
k Niala ny fanovàna 520548 nataon'i 41.207.42.2 (resaho)
Andalana faha-1:
Hatramin'ny taonjato faha-16 aorian'i J.K, dia maro ireo zanak'Andriana arabo-jiosy, nohon'nyno adynifindra antranomonina teoniala avy any amin'ireo andriana, no nandao ny faritry Arabia persika nifindraka moninanidina tatynanaraka ny amoronmoron'Afrika Atsinanana. Samboary lehibe maro no nitondra azy ireo. Samynizara namorona fanjakan'andriana avy ireny zanak'Andriana ireny tamin'nyizany [[faritra]]antsinanan'ny Afrikaizany dia toy ny tao Zanzibar,Komoro, morontsiraka avaratry andrefan'ny Madagasikara ary ny morontsiraka antsinanan'ny Madagasikara. Isan'ireny Zanakzanak'Andriana ireny i Habib izay niaina tamin'ny voalohan'ny taonjato faha-16 taorian' i J.K. Fotsy fihodirana i Habib, toy ireo havany mpanjaka tao Comores sy Zanzibar sy toa an'Andriandahifotsy izay razamben'ny andriana sakalava sy ireo taranak'andriana betsileo (jereo bokin'i Rainihifina momba an'i Betsileo).
 
NiantsonaRaha vao tonga tao avaratra antsinanan'i Madagasikara ny sambon'i Habib sydia tsy mba nionona tany amorontsiraka izy fa niakatra avy hatrany taty anivon'ny riaka narahin'ireo fianakaviany sy ny vahoakany ary ireony angaralahiny (andevo novidianynovidiana tany amorontsirakaafrika. antsinananFotsy fihodirana i Habib, toy ireo mpanjaka tao Comores sy Zanzibar tamin'io taonjato io sy toa an'Andriandahifotsy izay razamben'ny Afrikaandriana sakalava sy ireo taranak'andriana betsileo (jereo bokin'i Rainihifina momba an'i Betsileo).
 
TsyRehefa mbaniditra nihevitraavy kelyao akoryavaratra ny hijanona hamorina fanjakana tany amorontsirakyantsinanan'i Madagasikara anefa i Habiby fa avy hatranyHabib dia niditratafiditra tatytao afovoan'nyAnjozorobe (izay Nosyao kaavaratry tsyImerina nijanona ny diany raha tsy tao Anjozorobeankehitrio. Vao nahitaNanoa azy anefamora foana ny mpanjaka vazimbatao tamin'nyizay faritr'Anjozorobenanome diaka nanoalasa azympanjaka ary nanome an'i Habib hoary vadinynalainy vady ny zananyzanaka vavyvavin'ny matoampanjaka nataotao hoeAnjozorobe. Ramaintsoakanjo.Ramaintsoakanjo moano diaanaran'io vadiny io izay taranaky ny Mpanjaka Andriantomara, ny Mpanjaka Andriatomaramanana, ny Mpanjaka Andriantomarafey, andriana jiosy niditra tany amin' ny [[faritra]] Maroantsetra amin'ny faritra avaratra atsinanan' i Madagasikara, efa taloha be an' i J.K (jereo ny bokin' ny Pastora Ramilison Emmanuel).
 
Nohon'ny fanovaovana teo amin'ny fiteny dia nogasiana ho " Rabiby" ny anarana hoe "Habib", ka lasa very anarana tamin'io Rabiby io izy. Tao Ambohitsitakatra Anjozorobe no nofidian'ny Mpanjaka Rabiby ho renivohitry ny fanjakany ary Fonohasina ( Fenohasina hoy ny sasany) no anaran'ny lapany tao Ambohitsitakatra. Tsy nijanona ela teo Ambohitsitakatra anefa izy , noho i Anjozorobe toerana be tendrombohitra sy be jirika, fa nizotra nianatsimo ka tonga teo Ankotrokotroka izay vohitr'Andriampirokana, mpanjaka vazimba nalaza tamin’ny filalaovana varatra sy ny vahoakany. Tsy avy hatrany dia nananika ny vohitr'Ankotrokotroka anefa i Rabiby sy ny mpiaradia aminy, fa mbola nitoby teo ambany Avaratra Atsinanana amin'ny tehezan'Ankotrokotroka, ary nanao joro teo, koa nalevony teo ny lefompohy volamena miisa valo voasikotra teny semitika masina sy vato mazava, ka nirariany fa hiely amin'ny lafivalontany ny fanjakany sy hahitsy ela fanjaka. Rehefa izany dia nohanian-dRabiby sy ny mpiaradia aminy ny vohitr'Ankotrokotroka ka resiny sy nataony teo ireo vazimba nonina teo. Ambohidrabiby moa dia vohitra avo izay voahodidina lonaka maro.