Albert Einstein: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
JYBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: zea:Albert Einstein
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Albert Einstein Head.jpg|190px|ankavanana|thumb]]
 
I '''Albert Einstein''', teraka tamin'ny [[14 Martsa]] [[1879]] tany [[Ulm]], [[Wurtemberg]] izy ary maty tamin'ny [[18 Aprily]] [[1955]] tany [[Princeton]], [[New Jersey]], olomdia manam-pirenenapahaizana [[Alemana]] (1896), tsy nitondra zom-pirenena (1901), ary tery aoriana, [[soisa]] sy amerikana (1940).
 
Nahazo [[loka Nobel]] fizika izy tamin'ny [[1921]] tamin'ny fanazavany ny [[vokatra fôtôelektrika]]. Ny asa tena hahafantaran'olona azy dia ny raikitra E=mc<sup>2</sup> mampifandray ny zavatra sy ny angôvo anaty rafitra iray.