Ranomasina Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-8:
Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka n'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka n'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny [[Anglisy]] sy ny [[Norvezianin]]a eo amin'ilay ranomasina avaratra.
 
== Toe-tanyJeografia ==
 
Vitsy ny rano lalina ao amin'ny ranomasina avaratra, ny halalizana hita any atsimony any dia 40 metatra eo. Any antsinanan'i Angletera, misy lembalemba môranika ny [[Dogger Bank]], mihakatra hatreo amin'ny -15 na -30 m eo ; ary be trondro be mihitsy eo