Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: cs:Malgašská Wikipedie
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
Ny toerana isian'ny mpiteny malagasy dia any Madagasikara amin'ny ankapobeny (roapolo tapitrisa), Fa ny mpikambana tena mavitrika indrindra ao amin'io wikipedia io dia mipetraka any Frantsa. Ny wikipedia amin'ny teny malagasy dia iraisam-pirenena ary tsy mifatotra amin'i Madagasikara na [[Frantsa]] irery na dia hoe "mg" aza ny kaodim-piteniny. Misy koa mpiteny malagasy maromaro mipetraka any Kanada na any Etazonia
 
== Fiteny ampiasaina amin'ny votoatiny ==
Ny fiteny tena ampiasaina amin'ny fanoratana ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy dia ny teny malagasy ofisialy. Na dia izany aza tsy ny teny malagasy ofisialy ihany no azo ampiasaina eto amin'ny Wikipedia amin'ny teny malagasy fa ekena avokoa ireo fitenim-paritra rehetra. Araka izany ny kaodim-piteny ampiasain'ny teny malagasy dia "mg" fa tsy "plt", izay natao ho an'ny teny malagasy tenenina eo amin'ny faritra afovoan'i Madagasikara.
 
== Daty ==
Ligne 17 ⟶ 20 :
 
== Jereo koa ==
* [[Wikipedia]]
 
* [[Wikimedia]]
=== Rohy ivelany ===
* [http://mg.wikipedia.org Sehatra ofisialy]