Singaporo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: ce:Сингапур
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô : fanovana an'i pam:Singapore à pam:Singapur; fanovana arak'endrika.
Andalana faha-45:
'''Singapaoro''', na '''Repoblikan'i Singpaoro''' dia tanàna-firenena ao [[Azia]] atsimo atsinanana, 137 kilometratra any avaratry ny [[Fehibe]]. Ny velarantaniny dia 647 km². Ny firenen'i Singapaoro dia nosy 64, ny reninosy dia Singapaoro (548,8 km²), nosy ngeza indrindra ary misy ny renivohi-pirenena.
 
Tanàna-Firenena any amin'ny faran atsimon'ny tanjona maley, izy dia voasaraky ny lakandranon'i Johor ; Singaoairi dia fantatra manerana ny tany ary matetika tononona ho ohatra amin'ny fivoarana ara-toe-kareny. Teo aorian'ny fahaleovantena tamin'ny [[1965]], ny tanànan'ny Singapaoro, kely harena an-kibon'ny tany sy miarakaa amin'ny olana rehetra ara-tsôsialy sy ara-toe-karena, dia lasa anisan'ny firenena matanjaka indrindra eto an-tany. Ilay tanàna, mizaka-tena, dia tanàna sinoa eo anivon'ny tontolo maley : sinoa avy any Sina ny ankabeazan'ny mponina ao, io tondro io no nampaleotena azy tamin'ny 9 Aogositra 1965.
 
== Tanàna ==
Andalana faha-203:
[[os:Сингапур]]
[[pa:ਸਿੰਘਾਪੁਰ]]
[[pam:SingaporeSingapur]]
[[pih:Singapur]]
[[pl:Singapur]]