Taioàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Republic of China (orthographic projection).svg|thumb|220px|Ny tany anjakan'ny Repoblikan'i Sina (Taiwan) (maitso maizina) ary ny tany lazainy fa azy (maitso mazava)]]
{{vangovango|Taiwan}}
 
Ny '''Repoblikan'i Sina''' izay antsoina amin'ny anarany Taiwan, dia fanjakana ao [[Azia Atsinanana]] izay manjaka eo amin'ny nosin'i Taiwan ary amin'ny nosy manodidina. Ny 1 Oktobra 1949, dia nantsoana tany Beijing ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]] izay noho ny fandresen'ny komonista ny nasionalista. Nanomboka tamin'ny [[1950]], ao Taiwan irery sisa ny tany ananan'ny Repoblikan'i [[Sina]] fahefana, noho izany, voazara roa ny tantaran'ny Repoblikan'i Sina: ny fotoana nanjakany erak'i Sina, ary ny fotoana izay nanjakany tao Taiwan irery.
'''Taiwan''', na '''Repoblikan'i Sina''', dia firenena any atsinanan'i Azia. Ny anarany taloha dia ''Nosy Formosa'' (amin'ny teny portogey ''Ilha Formosa'' midika "Nosy Manja").
 
[[sokajy:firenena]]
[[Sokajy:Taiwan]]