Repoblika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
SantoshBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.3) (Rôbô Nanampy: mr:प्रजासत्ताक
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Forms of government.svg|Ny fomba fitondrana ny fanjakana erak'izao tontoloi izao|340px|right|border|thumb]]
{{vangovango|politika}}
 
Ny '''Repoblika''' dia endrika governemanta iray izay azo dikaina ho "raharaham-bahoaka" (latina ''res publica''). Ny famaritana ny repoblika ankehitriny dia governemanta tsy manana mpanjaka ho mpitondra ny firenena. Ny repoblika dia tokony tsy afangaro amin'ny demokrasia, ny repoblika dia ny fidodran'ny lalàna anefa ny demkrasia dia midika ny fitondran'ny daholobe. Io dika faran'ny demôkrasia io dia avy ain'ny teny drika ''Dimokratía'' izay azo ahitana an'i ''Demos'' (mponina) ary ''Kratos'' (fanjakana).
Ny '''Repoblika''' dia endrika ara-lalam-panorenan'ny firenena.
 
== Ny repoblika amin'ny siansa ara-politika ==
{{...}}
Amin'ny teôria ary amin'ny siansa ara-politika, ny teny ''repoblika'' dia mety ilazana endri-panjakana maro.
 
== Ny fototry ny repoblika ==
{{...}}
Arak'i Aristoty, ny fototry ny repoblika dia:
* Ny '''fizarana ny fahefana''' (lalàna, fitsarana ary fampiharana) ary ny famehezana azy ireo.
* Ny '''fandraisana anjara ara-politika''' mavitrika avy amin'ny olom-pirenena (izay ilana fampianarana ny siansan-dalàna ary siansa ara-politika)
* Ny '''fahafahana ary ny fitovizana''' eo imason'ny lalàna.
 
[[Sokajy:Fomba fitondràna]]