Tendrontany Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: krc:Шимал полюс
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: oc:Pòl Nòrd; changement de type cosmétique
Andalana faha-7:
Samihafa amin'ny tendrontany ara-andriamby (magnétique) ny tendrontany ara-toe-tany, ny tendrontany ara-andriamby dia toerana ampivoany "ipointiavan'ny" [[famataranavaratra]].
 
Ny fizahan'ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin'ny 1908 tamin'i Frederick Cook tonga tany tamin'ny 21 Aprily (2008), fa mety nafeniny ny tena lalany<ref>''True north : Peary, Cook, and the race to the Pole'' W.W. Norton & Company, New York, 2005</ref>. Nilaza ny Kongresan'i Etazonia hoe i Robert Peary ny tonga tany an-tendrontany voalohany tamin'ny 6 Aprily 1909, fa tsy dia manaiky izany fisehon-javatra izany ny mpanao tantara tamin'ny nahitana ny tahaky ny diary an'i Peary : nety diso izy tamin'ny faminavinany. I Roald Amundsen sy i Umberto Nobile ny tena fantatra nanidina teo ambon'ny tendrontany avaratra tamin'ny fiaramanidina tamin'ny 26 Mey 1926.
 
Eo anelanelan'ny -43 &nbsp;°C sy 0 &nbsp;°C ny hatsiaka any amin'ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava (2-4 metratra eo ho eo ny hateviny) any amin'ny tendrontany. Ankehitriny, dia mitady hitsonika ny ranomandry amin'ny hafanana mihakatra amin'ny andro fahavaratra, ary mety tsy hisy ranomandry intsony any amin'ny tendrontany amin'ny fahavaratra 2014 satria mihamafàna ny toetr'andro.
 
 
Andalana faha-15:
 
{{ref}}
 
[[sokajySokajy:toeToe-tany]]
 
[[an:Polo Norte]]
Ligne 69 ⟶ 70 :
[[nn:Nordpolen]]
[[no:Nordpolen]]
[[oc:Pòl Nòrd]]
[[pl:Biegun północny]]
[[pt:Polo Norte]]