Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-19:
 
Ho an'ny tale jeneralin'i ACM indray dia mampatahotra io fampiasana amin'ny tanjony ara-politika an'io NOTAM io ; satria araka ny lazain'ny OACI, dia tokony ampiasaina amin'ny tanjona aeronaotika, fizorana ary filaminana ihany. <ref>[http://www.tananews.com/2012/02/delivrance-de-notam-a-titre-politique-le-dg-de-lacm-sinquiete/ Délivrance de NOTAM à titre politique : le DG de l’ACM s’inquiète]</ref>
Andriamatoa Andry Rajoelina no mpitondra tena nanimba ny firenena indrindra hatramin'izay nahatsiarovako tena. Nanala ny filoha teo aloha izy izay noheveriny sy ny mpomba azy fa manao didy jadona sy namono olona ary nangalatra volam-panjakana ary koa nivarotra Tanindrazana. Amiko ny mpitondra fotsiny no niova fa ny fomba amam-panao mahazatra tsy miala indrindra fa ireo mpanao politika manodidina ny mpitondra. Vokany: miha mahantra ny ankamaroan'ny sarambaben'ny olona afatsy ireo mihevitra azy ho mpitondra amin'izao. Raha izaho manokana tsy mifidy izany aho nefa kosa tsy mitarika olona hifidy na tsia fa "zo sy adidy ny mifidy".
 
== Tsiahy ==