Yahoo!: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô Nanampy: ckb:یاهوو
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-1:
{{vangovango|internet}}
 
Ny '''Yahoo! Inc''' ([[NASDAQ]] YHOO) dia [[fikambanana]] amerikanina manao [[servisy]] eo amin'ny [[internet]], Mitantana [[vavahady web]]. Tamin'ny voalohany, annuaire web fotsiny ny Yahoo. Fa ankehitriny, manome servisy andoavana sy tsy andoavam-bola ankehitriny ny Yahoo!, manana mpikaroka tranon-kala imailaka sy hebergement web sy vavahady afa ( gazety oatraohatra ) izy ankehitriny.
 
I [[David Filo]] sy [[Jerry Yang]] no namorona ny Yahoo tamin'ny Janoary 1994, ary nitsangana tamin'ny [[1995]] ilay fikambanany. Any Sunnyvale ([[Kalifornia]])izao ny birao any.