Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-33:
== Ny vangovango tsara voatomboka ==
 
Rehefa manoratra lahatsoratra vangovango ianao, dia tsara tadidiana fa ny vangovango dia tokony hofenoina. Mba hanintona ny mpandray anjara hafa hanao izany, dia tsara asiana ny fampahalalàna tokony misy ilay vangovango, raha tsy izany dia mety ho hadinoadino ilay vangovango, na mety ho voafafa ny mpandrindra noho ny izy ratsy endrika na ratsy vintana.
Ny vangovango dia tsy maintsy soratana tao aoriana fikarohana, na avy amin'ny fahaizanao - manana source azo jereina na azo vakiana ny tena mikaonty.
Tsy maintsy manaraka ny fitsipik'i Wikipedia ny vangovango tahaka ny lahatsoratra tsotra, indrindra ny "fijerena tsy mitongilana"