Ranomasina Avaratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Jotterbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: frp:Mar du Nord
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-4:
Ny '''ranomasina avaratra''' dia singan'ny ranomasimbe Atlantika. Any avaratr'i Eoropa no misy azy, manana fivelarana-na 575 000 {{km2}} izy
 
Betsaka ny [[sambo]] mande eo amin'ny ranomasina avaratra, ary misy mpaka [[solitany]] sy manjono eo, fa lotoin'ny olona mpaka solitany ilay ranomasina, ary be laotraloatra koa ny trondro alaina amin'io ranomasina io.
 
Nianjadiana ny heifomba eoropeanina amin'ny lafon'ny fivarotana ny Ranomasina avaratra. Ny Viking indrindra no nanjaka n'io ranomasina io tamin'ny taona 800 hatramin'ny taona 1100. Ny Holandey ary amin'ny farany, ny anglisy no nanjaka n'io ranomasina io. Ankehitriny, betsaka ny lava-tsolitany ampiasain'ny [[Anglisy]] sy ny [[Norvezianin]]a eo amin'ilay ranomasina avaratra.