Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: diq:Frankofon
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
k The file Image:Map-Francophonie_organisation_2008-fr.svg has been replaced by Image:Map-Francophonie_organisation_2012-fr.svg by administrator commons:User:Logan: ''File renamed: [[commons:COM:FR#reasons|File renaming ...
Andalana faha-1:
[[Sary:Map-Francophonie organisation 2008Francophonie_organisation_2012-fr.svg|300px|ankavanana|thumb|Ireo firenena mpikamban'ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]]
 
Ny '''Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia''' na FIF (amin'ny fitney frantsay ''Organisation internationale de la francophonie'' na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isan'ny firenena mpikambana ao amin'ny FIF ; izany hoe mponina 800 tapitrisa. Firenena mpikambana ny ankamaroan'ireo zana-tany frantsay taloha (Kanada, Indôsina, Afrika Andrefana frantsay, afatsy i Aljeria, Afrika Ekoatorialy Frantsay, Madagasikara, Maorisy ary i Seisela).