Zavakanto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
f.
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Art-portrait-collage 2.jpg|300px|right|yhumb|]]
 
Ny [[zavakanto]], dia hetsiky ny [[olombelona]], na vokatry ny hetsiny, manana tanjona mandamina ny zavatra mikasika ny fitsapa, ny fahatairana ary ny haranitan-tsaina.
 
Ny dikany dia miova arakaraky ny toerana isiana sy arakaraky ny taona, ary tsy misy amin'ireo no tena eken'ny rehetra. Izay antony isokajiana ny vokatra ara-javakanto arakaraky ny kolontsaina, ny mpanao sy ny fianarana. Araka ny fampiasana matetika nitranga nandritra ity taonjato faha 21 ity, ny zavakanto dia mi-englobermandrakotra ny vokatry ny « zavakanto tsara » toy ny arsitektiora (maritrano), ny sary sikotra, ny [[hosodoko]], ny [[mozika]], ny [[dihy]] ary ny [[tononkalo]] (ao amin'ny [[haisoratra]]), ao koa ny sinema, ny [[sokitra]], ny [[teatra]], ny fakana sary, ny tantara an-tsary, ny televiziôna, hatrany amin'ny zavakanto arakisa (numérique). Ny fisokajiana ny zavakanto dia tsy mitovy manerana izao tontolo izao ary afatsy ny [[sinema]] (zavakanto faha fito) nanana fahombiazana manokana, ny fisokajiana ny zavakanto rehetra amin'ny fomba eken'ny rehetra dia tsy afaka atao, ary tsindraindray tsy ilaina.
 
== Tantaran'ny zavakanto ==