Thomas Jefferson: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Bot: Lien AdQ pour fr:Thomas Jefferson
k tsipelina
Andalana faha-7:
== Tantaram-piainana ==
 
Teraka tamin'ny [[13 Aprily]] [[1743]] i Thomas Jefferson tany [[Shadwell]] ao anatin'ny kaontia nan'i [[Albelmarle]], any [[Virginia]]. An'isan'ny fianakavina manan-karena ny ray aman-dreniny : [[Peter Jefferson]] sy [[Jane Randolph]]. Laha matoa-na amin'ny fianakavina manana zanaka folo i Thomas Jefferson. Topon-na voly iray i rainy any amin'ny kaontia ny Albemarle. Tian'ny rainy ambony fianarana ny zanany Thomas.
 
Tamin'ny [[1752]], mande any am-pianarana hetin'i [[William Douglas]] i Thomas Jefferson, ary nampianatra azy fiteny maro : fiteny [[latina]], [[fiteny grika taloha]] sy [[fiteny frantsay]]. Tamin'ny nahafatesan'i rainy tamin'ny [[1757]] (14 taona i T.J tamin'io andro io), nandovan'ilay voly sy ny andevo aman-polo i Thomas Jefferson. Nihanatra ny siansa natoraly sy ny [[tantara]] i Thomas Jefferson any [[Fredericksburg]], nampianarin'i [[James Maury]].