2012 (horonantsary, 2009): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''''2012''''' dia [[filma voina]] (film catastrophe) nivoaka tany amin'ny sinema tamin'ny 2009, nataon'i [[Roland Emmerich]]. Ny olona milalao ao anatin'io filma io dia i [[John Cusack]], Amanda Peet, Danny Glover, Thandie Newton, Oliver Platt, Chiwetel Ejiofor, ary i Woody Harrelson. Io filma io dia nozarain'i Columbia Pictures. Nanomboka natao tamin'ny volana Aogositra 2008 io filma io tany Vancouver.
 
== Famoahana ==
=== Toerana nanaovana illay filma ===
Natomboka tany [[Vancouver]] ilay filma tamin'ny volana Aogositra 2008.
 
=== Fanandratana ===
 
Ny martketing ilay filma dia avy amin'ny campagne ny fikambanana tsy tena misy, ''« Institute for Human continuity »'', miaraka amin'ny boky tsy tena misy nosoratan'i Jakson Curtis ary manan-dohateny ''Farewell Atlantis'' (''Veloma Atlantis''), ary avy amina laminasa lehibe anaty ny media, ny vaovao isan-andro amin'ny alàlan'ny blaogy sy famoahana eo amin'ny radio ataon'ny adalan'apokalipsy Charlie Frost eo amin'ny sehany internet ''This Is The End''. Io campagne io dia nampisy tsikera maromaro, ary noheverina fa karazana marketing viral.
 
{{vangovango}}