Fiteny rosiana : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
k (r2.7.2) (Rôbô Nanampy: gn:Rrusiañe'ẽ)
{{infobox fiteny
{{Infobox Language
|anarana=fiteny =rosy / rosiana<br>русский язык
|isan'ny mpiteny = 144 tapitrisa (L1)<br>258 tapitrisa (L1+L2)
|nomnativa=русский язык
|faritany={{Rosia}} ary firenena manodidina
|fianakaviana=
|sata=teny ofisialin'i {{Rosia}}, {{Kazakstana}}, {{Belarosia}} ary {{Firenena Mitambatra}}
* [[Teny indô-Eoropeanina]]
** [[teny slavy]]
*** [[fiteny rosy]]
|firenena=[[Rosia]]
|faritany=[[Eoropa]] antsinanana, sy [[Azia]] avaratra
|isam'piteny=255 tapitrisa<ref>tenim-pirenena nahabe : 145 tapitrisa, teny faharoa : 110 tapitrisa</ref>
|filaharana=4 - 7
|tipôlôjia= [[SVO]]
|lokon'ilay fianakavina=
|lokon'ilay fanambany=
|teny ofisialy=[[Rosia]], sy firenena maro
|akademia=[[Российская Академия Наук]] ''(Rossijskaja akademija nauk)''
|iso1=ru
|iso2=rus
|iso3=rus
|sil=RUS
|karazany=
|fivelarany=
|santiôna=
'''Статья 1'''
 
Все люди рождаются свободными и равными в своем достоинстве и правах. Они наделены разумом и совестью и должны поступать в отношении друг друга в духе братства.
}}
Ny '''fiteny rosy''' (na teny '''rosiana''') dia fiteny silava tenenina eny amin'ny firenen'ny [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|Firaisana Sovietika]] taloha. Ny fiteny rosy dia manana sata ofisialy any [[Rosia]], [[Kazakstana]], [[Kirgiszistana]], [[Belarosia]]. Na dia tsy manana sata ofisialy aza izy, ampiasain'ny firenen'ny Firaisana Sovietika taloha ho fiteny ifandraisana amin'ny vahiny ny fiteny rosy. Araka izany dia isaina eo amin'ny zato tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny erak'izao tontolo izao. Raha atambatra amin'ny isan'ny olona lehibe tamin'ny fiteny rosy izany dia eo amin'ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny olona miteny rosy. Noho ny hatanjaka ara-tafiky ny Firaisana Sovietika taloha dia anisan'ny teny ofisiain'ny Firenena Mitambatra ny fiteny rosy miaraka amin'ny teny arabo, anglisy, espaniola, frantsay ary sinoa.
 
Ny '''fiteny rosy''' dia fiteny any Rosia sy any amin'ny firenena zanatany sôvietika taloha. Ny fiteny rosy dia amin'ny [[fiteny Indô-Eoropeanina]], ao anatin'io koa ny [[fiteny bielôrosy]] ny [[fiteny okrainianina]]. Mahery ny 250 tapitrisa no isa ny olona miteny rosy. Satria izy no teny ofisialy ny Rosia sy ny CEI, betsaka dia betsaka ihany koa ny olona miteny rosy anatin'ny zanatany sovietika taloha. An'isan'ny teny ofisialy ny [[UN]] koa ny Rosy
 
[[Sary:CarteLangueRusse.png|180px|ankavanana|saritan'ny tany miteny Rosy]]