Fiteny sinoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-16:
 
== Fanoratana ==
Ny soratra anoratana ireo teny sinoa ireo dia tokana ihany, fa ny fanononana azy fotsiny no samihafa. Ny soratra ampiasain'ny teny sinoa dia mifototra amin'ny kisarisary, izay nivoatra hatrany hatrany nohon'ny fanatsorana azy ireo. Ankehitriny dia roa no isan'ny fanoratanaendri-tsoratra ny teny sinoa, ny sinoa nentindrazana (ampiasaina ao Taiwan ary ao Hong kong) izay tsy nanatsotra ny endriky ny sinôgrama, ary ny teny sinoa notsorina (ampiasaina ao Sina entim-bahoaka) izay nipoitra ny taona 1956 tany amin'i Sina entim-bahoaka.
 
Misy ihany koa ny soratra antsoina hoe [[nüshu]], ampiasain'ny vehivavy tsy mahazo manoratra.