Fiteny sinoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: nov:Chinum
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
 
Ny [[fiteny sinoa]] dia fiteny voasokajy amin'ny fiteny sinô-tibetaina. 1,3 lavitrisa mahery ny isan'ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao amin'ny vondron-tenin'ny fiteny sinitìka, izay antsona hoe "sinoa".
 
== Fiteny sinoa ==
 
* [[fiteny sinoa mandarina]] : izay manana sata ofisialy any amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina ary any Taiwan. Io fiteny io dia ny endrika laminan'ny fiteny sinoa tavaratra izay nomena sata ofisialy.
* [[fiteny mandarina]]
* [[fiteny wu]], izay ampiasaina ao amin'y faritanin'i Jiangsy ary ao amin'i Zhejiang (mpiteny 77 tapitrisa eo ho eo)
* [[fiteny wu]]
* [[fiteny kantoney]], tenenina ao amin'ny faritanin'i Guangdong, ny Guangxi ; manana sata ofisialy any Hong Kong, Macao, Azia atsimo atsinana ary tenenin'ny ankamaroan'ireo sinoa nifindra monina (71 tapitrisa no isan'ny mpiteny).
* [[fiteny kantoney]]
* [[fiteny gan]] izay tenenina ao amin'ny faritanin'i Jiangxi, ary manana isam-piteny eo amin'ny 31 tapitrisa eo ho ao.
* [[fiteny gan]]
* [[fiteny hakka]] tenenina ao amin'ny faritra avaratr'i Guangdong, Fujian ary Taiwan (manana mpiteny miisa 34 tapitrisa).
* [[fiteny hakka]]
* [[fiteny min]] izay hita ao amin'ny faritanin'i Guangdong, ny Fijiana ary Taiwan (manana mpiteny miisa 60 tapitrisa).
* [[fiteny min]]
* [[fiteny xiang]] ao Hunan (36 tapitrisa no miteny azy).
* [[fiteny jin]] any avaratr'i Sina, samihafa amin'ny teny sinoa tavaratra (ary noho izany amin'ny mandarina).
* [[fiteny jin]]
* [[fiteny hui]] samihafa amin'ny teny wu.
* [[fiteny ping]] samihafa amin'ny teny kantoney.
 
== Fanoratana ==
Ny soratra anoratana ireo teny sinoa ireo dia tokana ihany, fa ny fanononana azy fotsiny no samihafa. Ny soratra ampiasain'ny teny sinoa dia mifototra amin'ny kisarisary, izay nivoatra hatrany hatrany nohon'ny fanatsoratra azy ireo. Ankehitriny dia roa no isan'ny fanoratana ny teny sinoa, ny sinoa nentindrazana (ampiasaina ao Taiwan ary ao Hong kong) izay tsy nanatsotra ny endriky ny sinôgrama, ary ny teny sinoa notsorina (ampiasaina ao Sina entim-bahoaka) izay nipoitra ny taona 1956.
 
Misy ihany koa ny soratra antsoina hoe [[nüshu]], ampiasain'ny vehivavy tsy mahazo manoratra.
 
Eny amin'ny faritra mizaka-tena, ampiasaina ihany koa ny soratra teratany toa ny dongba na ny dai.
 
== Dikan-tsoratra ==
Maro ireo dikan-tsoratra izay mety ampaisaina ho an'ny teny sinoa:
* Ny [[hanyu pinyin]], izay ampaisain'ny Repoblika entim-bahoakan'i Sina ;
* Ny [[bopomofo]], ampiasaina any Taiwan ;
* Ny EFEO ([[École française d'Extrême-Orient]]) ;
* Ny [[Wade-Giles]] (ho an'ny teny putonghua) ary ny Yale (ho an'ny kantoney ary ny putonghua), ampiasain'ny firenena anglôsaksôna :
* Ny [[jyuting]], ampiasaina any Hong Kong;
 
[[Sokajy:Fiteny]]