Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
ambangovangon'ny fampidirana & dikantenin'ny fizarana
Andalana faha-1:
{{mandika teny}}
Ny '''Kristianisma''' dia [[finoana]], mino Andriamanitra Tokana [[Monothéisme|monothéiste]] izay Andriamanitr'i Abraham [[Religion abrahamique|abrahamique]], teraka avy amin'ny [[fampianarana]] nataon'ny[[apostoly]] mikasika ny fiainan'i [[Jeso avy any NAzareta]], izay antsoina koa hoe « Mesia » (izany hoe Voatokana, amin'ny teny Grika χριστός : Kristy). 2 000 Arivo taona aty ariana ny isan'ny [[Kristiana]] , izany hoe ireo olona manaraka ny fampianarana Kristiana fa mety amin'ny fomba samihafa, dia eo ho eo amin'ny e 2,23 lavitrisa<ref>{{fr}} [http://www.risc.cnrs.fr/pdf/SH198_religions.pdf]</ref> na 2,3 lavitrisa<ref>[http://bloghenriviaudmurat.wordpress.com/2009/10/25/la-veritable-eglise-de-jesus-christ/]</ref> miparitaka amin'ny karaza-pinona samihafa {{formatnum:33000}} eo no eo <ref>[http://www.scienceshumaines.com/les-religions-dans-le-monde--que-disent-les-chiffres-_fr_22870.html Les religions dans le monde : que disent les chiffres ?] Mensuel n°198 Sciences Humaines, Novembre 2008.</ref>. Les premières de ces confessions sont apparues au sein du judaïsme après la [[crucifixion]] de Jésus de Nazareth par les autorités [[Empire romain|romaines]] de la [[province romaine|province]] de [[Judée]] au {{s-|I|er}}<ref><{{en}} [http://www.bbc.co.u /religion/religions/christianity/ Religion & Ethics - Christianity] sur BBC</ref>.
{{vangovango}}
 
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika ary mifototra amin'ny finoana amin'Andriamanitra tokana, izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny apostoly (evanjily, filazantsara) mikasika ny fiainan'i Jesoan'i Nazarata, na [[Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa miliara eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitana anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
 
Ny mpamaritra anarana ''kristianina'' dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny anatr'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny anatr'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
 
Ny testamenta taloha &ndash; ny baiboly ebraika &ndash; miaraka amin'ny testamenta vaovao no soratra ifotoran'ny finoana kristianina.
 
== Tsangan-kevitra ==
=== Kristy ===
=== Fanekem-pinoana ===
=== Trinity ===
 
== Tantara ==
== Fiangonana ==
=== Kaonsily ===
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
=== Refôrma ===
 
== Tsiahy ==
{{ref}}
[[Sokajy:Finoana]]