Haifisaina sy hetsi-po: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
TjBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: ilo:Sikolohía
Andalana faha-10:
Ny zavatra hodinihana amin'ny toe-tsaina dia adihevitra mbola tsy nidiana hatry ny taonjato maro. Araka ny mpanoratra, ny toe-tsaina dia mihodikodina manodidin'ny zavatra misamihafa, tsy afahana manapahan-kevitra hoe inona ny teôria tokana ho eken'ny rehetra.
 
Ny ratsana marosehatra samihafa an'ny toefandinihana ny foto-tsainapisainana dia misamihafamiavaka na amin'ny fomba ampiasaina amin'ny fandinihana (ara-klinikafandinihana miainga amin'ny fitsaboana na ara-panandramanafanandramana), na miainga amin'ny fandinihana ny zavatra sy fianana ataon'ny olona (asa, fitadidiana, fitsapa, fianarana, fikarakarana, fihetsika anetymiaraka voryamin'ny antokon'olona sns.), na amin'ny taranja fikarohana sy fandalinana (toe-tsaina mikasika ny fahalalana, psikôpatôlôjia, toe-tsaina ara-piara-monina, toe-tsain'ny zaza, psikôfiziôlôjia, toe-tsain'ny biby).
 
Ny fiorenan'ny '''Foto-pisainana''' dia mety mifandray sy mifanaraka amin'ny toe-javatra hafa,mety hoe amin'ny sehatra voafaritra mazava na amin'ny sehatra ankapobeny. Matetika dia miankina amin'ny olana azo avy amin'ny zava-nianana (épistémologiques), tahaka ny foto-pisainana vokatry ny fampianarana, ny foto-pisainana vokatry ny fiaraha-monina na vokatry ny fitaizana, sns. Noho izany dia sarotra ny milaza fa ny "maha toy izao" na ny tsy maha toy izao dia toetra be amin'ny ankapobeny fotsiny.<ref>cf. ''Essai sur quelques problèmes concernant le normal et le pathologique'' (1943) de [[Georges Canguilhem]]</ref> ...
Andalana faha-16:
Ny taranja sasan'ny toe-tsaina dia miaraka amin'ny zavatra hafa, na ao amin'ny saha mifandray na amin'ny lafin'ny zana-taranja saha fandinihana mivelatra kokoa.
 
Hatramin'ny ela no nisian'ny fifandraisana akaiky tamin'ny fandinihana ny foto-pisainana (psychologie) sy ny foto-kevitra (philosophie), ary tsy vitany hoe mifandray fotsiny aza izy roa ireo fa tena mifanosina satria ny fandinihana ny foto-pisainana (psychologie) taloha dia taranja iray tao amin'ny fandinihana ny foto-kevitra (philosophie), taranja izay matetika taloha - tamin'ny antiquité indrindrindrindra - nosokajiana ho anisan'ny taranja ny zavatra azo tsapain-tanana (physique), raha ny famaitana tamin'izany ( ny anatra, ny eritreritra, ny fihetsika, sns. dia taranja tao anatin'ny fandinihana ny foto-kevitra taloha nefa hita koa ao amin'ny fandinihana ny foto-pisainana). Misy aza ankolafi-ny mpandinika foto-pisainana sasany manorina ny fonja-keviny amin'ny vokatry ny fandalinana ny foto-kevitra tahaka ny toe-po, ny maha-olona, ny zava manan'aina, sns.
Enfin, pendant longtemps, le rapport entre la psychologie et la philosophie a été très étroit, voire indiscernable puisque la psychologie était autrefois une partie de la philosophie, partie qui était souvent - dans l'antiquité surtout - tenue elle-même pour une partie de la physique au sens ancien (la morale, la conscience, l'action, etc. sont des thèmes traditionnellement philosophiques que l'on rencontre en psychologie). Certains courants en psychologie fondent explicitement leurs postulats sur des thèses philosophiques telles que le personnalisme, l'humanisme, le biologisme, etc.
 
C'est cette extrême diversité qui en fait la complexité historique, les résultats localement acquis se croisent et il faut de longues études pour en démêler la rationalité et l'intérêt. Il est ainsi très facile d'obtenir des théories inconsistantes ou de réaliser des synthèses incohérentes, qui ne manquent pas tout au long de l'histoire multimillénaire de la psychologie.