Venosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: fa:ناهید (سیاره)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Venus-real.jpg|200px|ankavanana|thumb|Venosy]]
 
'''Venosy''' dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny [[Masoandro]]. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny [[troposfera]]n'ilay fajiry.
'''Venosy''' ny [[fajiry]] faha roa ny système solaire raha kaontiana avy amin'ny [[masoandro]]. 224 andro ny halavan'ny taonany. Izy ny [[kintana]] anisan'ny mazava indrindra any an-danitra miaraka amin'ny [[herin-kazavana]]na -4,6, eo aorian'ny [[Masoandro]] (-26,73) sy ny [[Volana]] (-12,6) ; mora hita hita izy amin'ny alina. Noho ny akekezany amin'ny Masoandro, hita fa tsy dia lavitry ny masoandro izy. Tsy manana zana-bolana ny Venosy.
 
Ny [[tsindry]] amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny [[soson-drivotry ny tany]]), 95% ny tahan'ny [[diôksida karbôna]]n'ilay soson-drivotra.
 
 
== Rohy ivelany ==