Flip-flop : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Bot: Orphan page, add template
k (Rôbô Nanampy: fa:فیلیپ فلاپ (الکترونیک); changement de type cosmétique)
k (Bot: Orphan page, add template)
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Ny '''flip-flop''' (avy amin'ny fiteny anglisy), dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.