Port-au-Prince: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
k The file Image:Portauprincenasa.jpg has been replaced by Image:Port_au_Prince(nasa).jpg by administrator commons:User:Shizhao: ''Was in category "Duplicate", exact duplicate''. ''Translate me!''
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
Tamin'ny [[12 Janoary]] 2010, ravan'ny horohorontany miisa 7,0 amin'ny [[mari-drefy Richter]], ny isan'ny olona maty dia lazaina fa aman-alina, lazain'ny fahefana fa roa hetsy ny isan'ny maty. Azo hoarina amin'ny tsunami nitranga tamin'ny 26 Desambra 2004 tany Indonezia (maty 220 000) io voina io. Tsy maintsy ravaina sy averina amboarina tanteraka ny tanànan'i Port-au-Prince, amin'ny alalan'ny fanampiana iraisam-pirenena sy ny 10 lavitrisa dollar nentiny hanamboarana ilay tanàna. Mety miisa iray alina sy iray hetsy ny isan'ny olona matin'ny vokatr'io horohorontany io ([[23 Janoary]] 2010).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Vokatry ny horohorontany any Haiti tamin'ny 2010]]
 
[[Sokajy:Tanànan'i Haiti]]