Malacca: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-90:
 
Araka ny fomban-drazana, ny tanànan'i Melaka dia voaforon'i Parameswara tamin'ny 1400 ; i Parameswara dia andrianan'ny tanànan'i Palembang, tanàna any atsimon'i Sumatra tsy nanaiky ny fanjakazakan'ny fanjanaka Javaney an'ni Majapahit ar yniala tao Palembang noho izany. Nilaza fa an'i Malacca ny tanànan'i Palembang, fa naka ny antokon'i Majapahit ny Sina.
 
Ny mpivarotra mozilmana dia nanana anjara tsy kely tamin'ny varotra tao Malacca. Nivadika mozilana ny mpanjakan'i Malacca (Parameswara) tamin'ny faran'ny fanjakany tamin'ny 1414 ary nitondra ny anarana Iskandar Shah.
 
Ny fivelaran'ny fanjakanan' Ayutthaya (1350-1767) dia fandrahonana ho an'i Malacca. Tamin'ny 1406, ilay tanàna dia nangataka fiarovana tnay Sina ilay tanàna, ary nandefa iraka maromaro izy, ny mpanjaka telo voalohany dia nandray anjara tamin'ireo iraka ireo. Amin'ny valin'izany, ny amiraly sinoa mozilmana Zheng He dia tonga imbetsaka tany Malacca tamin'ny 1405 hatramin'ny 1433, mitondra tafi-tsambo. Ny faritanànan'i Bikit Cina dia vavolombelon'ny fahatongavan'ny sinoa. Ny fasana sinoa any Malacca dia fasana sinoa ngeza indrindra eto an-tany any ivelan'i Sina.
 
Lasan'ny mpanjaka faharoan' India portogey Alfonso de Albuquelque ny tanànan'i Melaka tamin'ny 1511, i Alfonso dia avy tany Goa ary nitondra sambo 18 sy olona 1200 izy. Nanisaka ny tokotaniny tany Johor, any atsimon'ny tanjona Malay ny mpanjaka Mahmud. Ny printsipaotian'i Java, naman'i Malacca dia nanandrana nanala ny Portogey tao Malacca, ny printsipaotian'i Jepara indrindr no tena nanandrana, tamin'ny 1512-1513 ary tamin'ny 1551 hatramin'ny 1574.
 
== Rohy ivelany ==