Malacca: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-87:
== Tantara ==
 
Ny soratra voalohany hita momban'i Melaka dia avy amina lahatsoratra sinoa; ny Ko Kwo Yi Yu, mitantara iraka sinoa any Melaka tamin'ny 1403. Misy amin'io lahatsoratra io teny malay nosoratana tamin'ny sinôgrama, miaraka amin'ny dikany amin'ny teny sinoa.
 
Araka ny fomban-drazana, ny tanànan'i Melaka dia voaforon'i Parameswara tamin'ny 1400 ; i Parameswara dia andrianan'ny tanànan'i Palembang, tanàna any atsimon'i Sumatra tsy nanaiky ny fanjakazakan'ny fanjanaka Javaney an'ni Majapahit ar yniala tao Palembang noho izany. Nilaza fa an'i Malacca ny tanànan'i Palembang, fa naka ny antokon'i Majapahit ny Sina.
 
== Rohy ivelany ==