Fiteny romantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
 
Ny '''fiteny romantsa''' (''rumantsch'') dia fiteny tenenina any [[Soisa]]. Heverina fa eo amin'ny enina alina eo ho eo no isan'ny olona miteny io fiteny io ; kely anefa izany isa izany raha oharina amin'ny isam-ponin'i Soisa, ka na dia izany aza dia manana sata teny ofisialy foana io fiteny io ao Soisa ao.
 
Ny faritra misy ny olona miteny ny fiteny romantsa dia ao amin'ny canton an'i Grisons. Anisan'ny teny ofisialin'io canton io ilay fiteny romantsa ary anisan'ny teny ofisialy ary tenim-pirenen'i Soisa.