Andrianampoinimerina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
== NY ENDRINY SY NY TOEBATANY ==
[[Sary:Andrianampoinimerina.jpg|Hosodokon'i Andrianampoinimerina|220px|right|thumb]]
 
Tsy azo sary Andrianampoinimerina satria norarany tsy hiakatra an’Imerina ny vahiny. Anefa, ny lovantsofina dia mitazona fa lehilahy fohy fa tsy lava i Andrianampoinimerina. Araka ny filazan’ireo mpitazona tantara momba ny fandrian’Andrianampoinimerina ao amin’ny lapany atao hoe “Mahandrihono” ao amin’ny rovan’Ambohimanga dia sahabo ho 1m 45 cm ny halavan’Andrianampoinimerina. Ary farany, Mayeur dia nanoratra tamin’ny taona 1777 tao amin’ny diariny fa araka ny notanterina taminy dia fohy Andrianampoinimerina mpanjakan’Ambohimanga.