Andrianampoinimerina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-72:
== NY NIAFARANY ==
 
Raha sendra nitaratra tamin’ny loharano teroa Ankatso izy dia hitany fa efa akaikyatomotra ny fodiamandriny ka nanafatra izy fa eny Ambohimanga izy no hafenina satriaizy enynoho nyio vohitra io iafenan'ireo lafinkavany akaiky azy no miafina.Fa ireo andriana miafina tamin'ny fitomiandalana teo androvan'Antananarivo dia misy razany ny sasany saingy lavitra kokoa. Tratra antitra Andrianampoinimerina ka ny taona 1810 izy no niamboho ary nafenina teo atsimon’Andriambelomasina raibeny ao androvan’Ambohimanga. Tato aoriana anefa, raha vao voazanaka i Madagasikara dia tsapan’ny mpitondra frantsay fa mbola maro ireo Malagasy nino ny hasin’ny razan’andriana koa nafindran’ny Frantsay ho ao androvan’Antananarivo ny taolambalon’Andrianampoinimerina. Ny taona 2008, tamin’ny fitondran’Andriamatoa Marc Ravalomanana no tafaverina ao amin’ny rovan’Ambohimanga ny taolambalon’Andrianampoinimerina mba ho fanantanterahana indray ny hafatr’Andrianampoinimerina. Niteraka resabe anefa izany famindrana izany satria tao ny tsy nankasitranankasitraka izanynoho satriaio nanginginafamindrana nyio famindrananatao mangingina, raha niteraka fankasitrahana kosa hoan'ny hafa izay nihevitra fa voavaha ny famonjàna ara-tantara ny firenena malagasy nataon'ny mpanjanatany.