Laktôzy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
fan
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Lactose(lac).png|220px|right|thumb|Sarisarin'ny faritry ny laktôzy]]
 
Ny '''laktôzy''' (avy amin'ny [[teny frantsay]] '''lactose''', avy amin'ny [[fiteny grika]]) dia gliosida anaty [[ronono]] (de 20 à 80g•L<sup>−1</sup>). Ny dikan'ny laktôzy amin'ny fiteny grika dia « siramamin-dronono »
 
== Rafitra ==
[[Sary:Lactose2.png|center|240px|Thumb|Ny rafitry ny laktôzy]]
 
Ny Laktôzy dia dihôlôzida, (na disakarida), vita [[môlekiola]] β-D-galactôzy (Gal) sy môlekiola α/β-D-gliokôzy (Glc) mifamatotra amina fatotra ôsidika β(1→4).
 
== Tondro fizika ==
 
Ny Laktôzy dia zava-madymafy miloko fotsy. Ny raikipohy ara-simikatsimika dia [[C<sub>12</sub>H<sub>22</sub>O<sup>11</sup>, ary ny lanja ara-môlany dia 342 g/mol tahkatahaka ny dihôlôzida]] rehetra.
 
[[sokajy:môlekiola dihôlôzida]]